FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jamina”
  • Jamina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jamina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jaminita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fidio Tsara ny Namanao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Rama, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hezronita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jamina”

JAMINA

(Jamìna) [Tanana Havanana].

1. Zanakalahin’i Simeona, ary ny anarany no voatonona faharoa. (Ge 46:10; Ek 6:15; 1Ta 4:24) Izy no razamben’ny fianakavian’ny Jaminita.​—No 26:12.

2. Taranak’i Joda avy tamin’i Rama zafikelin’i Hezrona.​—1Ta 2:9, 25, 27.

3. Levita anisan’ny nanazava ny Lalàna tamin’ny vahoaka tafavory tao Jerosalema, taorian’ny sesitany.​—Ne 8:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara