FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 15
  • Fidio Tsara ny Namanao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fidio Tsara ny Namanao
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Jaminita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jamina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Asaina Amim-pitiavana Isika Hanaraka ny Ohatra Fampitandremana ho An’ny Andronts
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
  • Moaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 15
Vehivavy moabita mitaona an’ireo lehilahy israelita hiaraka aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fidio Tsara ny Namanao

Fampitandremana ho antsika ny zava-nitranga tamin’ny Israelita teo amin’ny lemak’i Moaba. (1Ko 10:6, 8, 11) Ratsy fitondran-tena sady nanompo sampy ny vehivavy moabita. Nifanerasera tamin’izy ireny anefa ny Israelita sasany ka lasa nanao fahotana lehibe. Nisy vokany nahatsiravina izany. (No 25:9) Tsy manompo an’i Jehovah koa ny olona mifandray amintsika, ohatra hoe ny mpiara-miasa, mpiara-mianatra, mpiray tanàna, havana ary ny olom-pantatsika hafa. Hahita loza ve isika raha minamana amin’ny olona tsy manompo an’i Jehovah? Inona no ianarantsika avy amin’ny tantaran’ny Israelita?

JEREO ILAY VIDEO HOE OHATRA FAMPITANDREMANA HO AN’NY ANDRONTSIKA—AMPAHANY. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika—Ampahany.’ Zimry miresaka amin’i Jamina sy ny namany hafa momba an’ireo vehivavy moabita.

    Inona ny hevi-diso noresahin’i Zimry sy ny lehilahy hafa tamin’i Jamina?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Ohatra Fampitandremana ho An’ny Androntsika—Ampahany.’ Finehasa mampisaintsaina an’i Jamina.

    Ahoana no nanampian’i Finehasa an’i Jamina mba hananany fomba fijery mety?

  • Inona no tsy mampitovy ny hoe tsara fanahy amin’ny olona tsy manompo an’i Jehovah sy ny hoe minamana aminy?

  • Nahoana isika no mila mitandrina rehefa mifidy namana akaiky, na dia eo anivon’ny fiangonana aza?

  • Raha mampiasa tambazotran-tserasera isika, nahoana isika no tsy tokony hiditra amin’ny vondrona iray misy olona tsy fantatsika tsara?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara