FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jarmota”
  • Jarmota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jarmota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Rameta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ramota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pirama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Nakan’ny Israelita ny Tany Nampanantenaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jarmota”

JARMOTA

(Jarmòta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “avo (misandratra)”].

1. Tanànan’ny Amorita. Iray tamin’ireo tanàna dimy nivondrona mba hanafay ny Gibeonita. Resin’i Josoa anefa i Pirama mpanjakan’i Jarmota sy ireo namany. Nomena ho lovan’i Joda io tanàna tany Sefela io tatỳ aoriana. (Js 10:3-5, 23-25; 12:7, 11; 15:20, 33, 35) Nipetraka tao indray ny Jodianina sasany, taorian’ny sesitany tany Babylona. (Ne 11:25, 29) Toa tao Kirbet Yarmok (Tel Yarmot), 26 km eo ho eo andrefana atsimoandrefan’i Jerosalema, no nisy azy io. Eo an-tampon-kavoana i Kirbet Yarmok, ka tazana avy eo ny lemaka amoron-tsiraka hatrany Gaza, any amoron’ny Ranomasina Mediterane.

2. Tanàna tany Isakara nomena ny Gersonita. (Js 21:27-29) Toa izy io ihany no Ramota (1Ta 6:73) na Rameta.​—Js 19:21; jereo RAMOTA No. 1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara