JASOBI-LEHEMA
(Jasòbi-lehèma).
Anarana hita ao amin’ny tetirazan’i Joda, ary mety ho taranak’i Sela. Misy anefa mpandika teny milaza fa “niverina nonina tany Lehema”, izany hoe “tany Betlehema”, no dikan’ny hoe Jasobi-lehema.—1Ta 4:21, 22; DIEM, BFC, Li, TOB.