FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jehokala”
  • Jehokala

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehokala
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Jokala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ilay Fitomboka ‘An’i Jokala’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Selemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zedekia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jehokala”

JEHOKALA

(Jehokàla) [I Jehovah dia Mahavita Manao; I Jehovah dia Mandresy], Jokala (Jokàla) [fanafohezana ny hoe Jehokala].

Andriana zanak’i Selemia ary nirahin’i Zedekia Mpanjaka hangataka an’i Jeremia mba hivavaka ho an’ny Joda. (Je 37:3) Nalefan’izy io sy ny andriana telo hafa tao amin’ny lavaka feno fotaka i Jeremia, satria ‘nampiraviravy tanana an’ireo lehilahy mpiady’ sy ny vahoaka, hono, ny fitoriany.​—Je 38:1-6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara