JESOHAIA (Jesòhaià). Mpiadidy simeonita izy, ary anisan’ireo nandringana ny Hamita mba hanitarana ny faritanin’ny fokony, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.—1Ta 4:24, 34-41.