JESIMIELA (Jesimièla) [Hametraka (Hanendry) Anie Andriamanitra; Nametraka (Nanendry) Andriamanitra]. Mpiadidy simeonita nanitatra ny faritaniny hatrany atsinanan’ny lohasaha tany akaikin’i Gedora, tamin’ny andron’i Hezekia Mpanjaka.—1Ta 4:24, 34-41.