FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jokneama”
  • Jokneama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jokneama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Dabeseta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Marala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Karmela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jokmeama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jokneama”

JOKNEAMA

(Jôkneama).

Tanàna resin’i Josoa tany Karmela. (Js 12:7, 22) An’ny fokon’i Zebolona izy io tany am-boalohany (Js 19:10, 11), fa nomena ny Levita Merarita tatỳ aoriana. (Js 21:34) Maro no milaza azy io ho i Tell Keimon (Tel Yokneʽam) eo amin’ny dongon-tany iray eo am-pototry ny Tendrombohitra Karmela, tokotokony ho 11 km any avaratrandrefan’i Megido sady ahatazanana ny Lohasahan’i Jezirela. Mety ho diso tsipelina ilay “Jokmeama” ao amin’ny 1 Mpanjaka 4:12 fa tokony hoe “Jokneama.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara