DABESETA
(Dabesèta) [Trafo].
Tanànan’i Zebolona. (Js 19:11) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy. Izay lazain’ny Baiboly momba azy io anefa dia mifanitsy tsara amin’i Tell esh-Shammam (Tel Shem), tokotokony ho 5 km any atsinanan’i Jokneama eo amin’ny Lemak’i Jezirela.