FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Jozakara”
  • Jozakara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jozakara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Zabada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nivadika Tamin’i Jehovah i Joasy Noho ny Naman-dratsy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Simata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Joiada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Jozakara”

JOZAKARA

(Jozakàra) [I Jehovah dia Nahatadidy].

Mpanompon’i Joasy mpanjakan’ny Joda. Novonoin’i Jozakara sy Jozabada namany i Joasy, satria namono an’i Zakaria sy ny zanak’i Joiada Mpisoronabe hafa koa angamba. Namaly faty anefa i Amazia zanak’i Joasy nandimby azy, ka namono azy roa lahy. Zanakalahin’i Simata, vehivavy amonita, i Jozakara izay antsoina koa hoe Zabada.​—2Mp 12:20, 21; 2Ta 24:20-22, 25-27; 25:1, 3.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara