FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kamona”
  • Kamona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kamona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jaira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Havota-jaira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jordana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kamona”

KAMONA

(Kamòna).

Toerana nandevenana an’i Jaira Mpitsara. (Mpts 10:5) Lazain’i Josèphe fa “tanàna tany Gileada” i Kamona. (Rakitry ny Ela Jiosy, V, 254 [vii, 6]) Izany dia toa mifanaraka amin’ny filazan’ny Soratra Masina hoe “Gileadita” i Jaira. (Mpts 10:3) Toerana roa tany atsinanan’i Jordana no heverina fa Kamona: I Kamm sy Komeima. Tokotokony ho 18 km any atsimoatsinanan’ny Ranomasin’i Galilia i Kamm. Porofoin’ireo zavatra sisa tavela ao anefa fa tsy nisy mponina tao talohan’ny andron’ny Romanina. Tokotokony ho 3 km any atsimo kokoa kosa i Komeima. Kely kokoa ireo zavatra sisa tavela tao ary tsy fantatra ny fotoana nisian’izy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara