FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kenata”
  • Kenata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kenata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Noba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Dekapolisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gesora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Damaskosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kenata”

KENATA

(Kenàta).

Toerana nobaboin’i Noba tany atsinanan’i Jordana, ary nampitondrainy ny anarany. (No 32:42) Mety ho avy amin’ny fokon’i Manase io Noba io. Toa tsy naharitra anefa ny niantsoana an’ilay toerana hoe “Noba”, matoa voalaza fa nalain’i Gesora sy Syria i “Kenata” tatỳ aoriana. (1Ta 2:23) Nantsoina hoe Kanata izy io tatỳ aoriana, ary anisan’ireo tanàna folo tany am-boalohany natao hoe Dekapolisy. Misy milaza an’i Kenata ho i Kanaoat, tokotokony ho 90 km any atsimo atsimoatsinanan’i Damaskosy sy 7 km any avaratrandrefan’i Soeida ankehitriny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara