FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Maktesy”
  • Maktesy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Maktesy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Laona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rihitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hinoma, Lohasahan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kidrona, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Maktesy”

MAKTESY

(Maktèsy) [Laona].

Toa faritra tany akaikin’i Jerosalema teo akaikin’ny Vavahadin-trondro sy ny tanàna vaovao. Nolazain’ny faminaniana fa hidradradradra ny mponin’i Maktesy, rehefa hiharan-doza ny tao Joda. Ho foana mantsy ny varotra tao Maktesy.​—Ze 1:1, 2, 10, 11.

Midika hoe “laona” (Oh 27:22) na “lavaka iray niendrika laona” (Mpts 15:19) ny teny hebreo hoe maktesh. Tsy ilay anaran-tsamirery hoe “Maktesy” àry no ao amin’ny Baiboly sasany fa “Laona.” (Jé) Ny Targoma kosa dia milaza azy io ho ny Lohasahan’i Kidrona, hadilanana manamorona ny ila-manda atsinanan’i Jerosalema. Tsy any andrefana any akaikin’ny “Vavahadin-trondro” na any akaikin’ilay “tanàna vaovao” anefa no misy an’io lohasaha io. Maro àry no milaza an’i Maktesy ho ilay tapany ambony amin’ny Lohasaha Afovoany (Tyropoeona).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara