FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fihinanam-bilona, Tranom-biby”
  • Fihinanam-bilona, Tranom-biby

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fihinanam-bilona, Tranom-biby
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tranom-biby
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Inona no Tokony ho Tsaroanao Momba An’i Jesosy Kristy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Stadio
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Marina ve fa Nisy Olon-kendry Telo Namangy An’i Jesosy Zazakely?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fihinanam-bilona, Tranom-biby”

FIHINANAM-BILONA, TRANOM-BIBY

Nandry tao anaty fihinanam-bilona i Jesosy zazakely no hitan’ny mpiandry ondry, izay nilazan’ny anjely ny nahaterahany. (Lk 2:7, 12, 16) Ilay hoe “fihinanam-bilona” eo dia avy amin’ny teny grika hoe fatne (“toerana fihinanana”), izay mety hadika koa hoe tranom-biby. (Ampit. Lk 13:15, Kat.) ʼEvos kosa matetika no teny hebreo nadika hoe “fihinanam-bilona.” Nadikan’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo hoe fatne izy io sy ny teny hebreo telo nadika hoe “tranom-biby” (2Ta 32:28), ‘fahitra’ (Ha 3:17), ary “vilona” (Jb 24:6).

Nahita tavy lehibe vita tamin’ny vongana vatosokay ny mpikaroka tany Palestina. Tokotokony ho 90 sm ny lavany, 50 sm ny sakany, ary 60 sm ny halaliny. Natao fihinanam-bilona angamba ireo tavy ireo. Mety ho nolavahana koa ny rindrin’ny lava-bato natao vala mba hatao fihinanam-bilona, toy ny fahita ankehitriny.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara