FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Meara”
  • Meara

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Meara
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Lava-bato
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sidona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Libanona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Kely, Vohitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Meara”

MEARA

(Meàra) [Zohy].

Tanànan’ny Sidonianina na faritra nisy azy ireo. Mbola tokony halaina izy io, taorian’ireo fanafihan’ny Israely notarihin’i Josoa. (Js 13:2, 4) Toerana roa no voalaza fa mety ho nisy an’i Meara. Ny tanàna kelin’i Mgairiye, tokotokony ho 10 km any avaratratsinanan’i Sidona ny iray. Ny iray kosa dia i Mogara Jezina (teny arabo midika hoe “Lava-bato ao Jezina”), faritra be lava-bato eny an-tampon’ny Tandavan-tendrombohitra Libanona ary atsinanan’i Sidona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara