FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fitaratra, II”
  • Fitaratra, II

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fitaratra, II
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Ampiasao Tsara Ilay Fitaratra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Ahoana no Fahitan’i Jehovah Ahy?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • “Aza mitsahatra mandini-tena, na mitoetra ao amin’ny finoana ianareo, na tsia”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fitaratra, II”

FITARATRA, II

Indraindray vato nolamaina ny fitaratra kely fahiny (Is 3:23), fa matetika halimo na varahina, ary tatỳ aoriana firapotsy, volafotsy na volamena mihitsy aza. Efa tamin’ny taonjato voalohany vao nisy ny fitaratra toy ny ankehitriny. Metaly narendrika ny fitaratra fahiny, ka tsy maintsy nolamaina be vao nahitana tsara. Mety ho nokosehina matetika tamin’ny vatonakoho voatoto àry ilay izy, ka spaonjy nihantona teo aminy ihany no nanosorana ilay vatonakoho. Tsy hoatran’ny fitaratra ankehitriny anefa ny fitaratra metaly fahiny satria tsy nahitana tsara. Hoy àry ny apostoly Paoly: “Mahita manjavozavo eo amin’ny fitaratra metaly isika ankehitriny.”​—1Ko 13:12.

Heviny an’ohatra. Miresaka fitaratra an’ohatra ny Baiboly indraindray. Oharina amin’ny fitaratra metaly mamerina ny taratry ny hazavana ny lanitra. (Jb 37:18) Toy ny fitaratra ny tenin’Andriamanitra, hoy i Jakoba mpianatr’i Jesosy, tamin’izy nampirisika ny olona ho mpankatò ny teny, fa tsy ho mpihaino fotsiny. (Jk 1:22-25) “Tahaka ny fitaratra” ny Kristianina rehefa manompo, ka “manome taratry ny voninahitr’i Jehovah”, hoy i Paoly.​—2Ko 3:18; 4:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara