MISMANA (Mismàna) [Hatavezana]. Gadita anisan’ny miaramila mahery fo, izay niandany tamin’ny tafik’i Davida tany Ziklaga. Izy no fahefatra tamin’ireo lehiben’ny tafik’i Davida.—1Ta 12:1, 10, 14.