NABY
(Nàby).
Zanak’i Vofsy avy amin’ny fokon’i Naftaly. Anisan’ireo 12 lahy nirahin’i Mosesy hijery taratra ny tany Kanana izy, ary anisan’ireo nilaza tatitra ratsy momba ilay tany.—No 13:1-3, 14, 16, 31-33.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.