(Nafèga).
1. Zanak’i Jizara ary rahalahin’i Kora sy Zikry. Avy amin’ny fokon’i Levy izy, ary zanak’olo-mpiray tam-po izy sy Mosesy ary Arona.—Ek 6:16, 18, 20, 21.
2. Zanakalahin’i Davida Mpanjaka, ary anisan’ny zanany teraka tao Jerosalema.—2Sa 5:13-15; 1Ta 3:5, 7; 14:3-6.