FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Netania”
  • Netania

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Netania
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jehody
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Elisama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ismaela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gedalia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Netania”

NETANIA

(Netanìa) [Nanome i Jehovah].

1. Zanakalahin’i Asafa. Ny anarany no voatonona fahatelo tamin’ireo zanak’i Asafa efatra, izay nofidin’i Davida ho mpitendry zavamaneno tao amin’ny toerana masina. Izy no lehiben’ny fizarana fahadimy, tamin’ireo fizarana 24 nanao fanompoana tao.​—1Ta 25:1, 2, 12.

2. Iray tamin’ireo Levita niaraka tamin’ny mpisorona sy andriana, izay nirahin’i Josafata Mpanjaka hampianatra ny lalàn’i Jehovah tany amin’ireo tanànan’i Joda, tamin’ny taona fahatelo nanjakany.​—2Ta 17:7-9.

3. Zanakalahin’i Selemia sady rain’i Jehody. Izy no namaky tamin’i Joiakima Mpanjaka an’ilay horonana nomen’i Jeremia, tamin’ny 625 T.K.​—Je 36:14, 21, 23.

4. Zanakalahin’i Elisama sady rain’ilay Ismaela namono an’i Gedalia Governora.​—2Mp 25:23, 25; Je 40:8, 14, 15; 41:1-18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara