FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Jehody”
  • Jehody

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Jehody
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Netania
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Selemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jodita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Joiakima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Jehody”

JEHODY

(Jehòdy) [Jiosy; An’i Joda].

Manamboninahitr’i Joiakima Mpanjaka nirahin’ny andrianan’ny Joda haka an’i Baroka, sy hitondra ny horonam-bokin’i Jeremia any amin’izy ireo. Vao novakin’i Jehody tamin’i Joiakima ilay horonana, dia notapahin’izy io ary nodorany tsikelikely mandra-pahamay azy manontolo.​—Je 36:14, 21-23, 27, 32.

Zafiafin’i Kosy i Jehody. (Je 36:14) Misy milaza fa tsy Jiosy izy sy ny razambeny, fa olona niova ho amin’ny Fivavahana Jiosy, satria toa avy any Kosy na Etiopia ny fianakaviany rehefa jerena ny anaran’ny dadan’ny dadabeny. Anarana jiosy anefa ny anaran’ny rainy (Netania) sy raibeny (Selemia). Nisy teratany jiosy koa natao hoe Kosy. (Ze 1:1) Azo inoana kokoa àry hoe vao teraka i Jehody dia efa nomena an’ilay anarany, fa tsy hoe rehefa niova ho amin’ny Fivavahana Jiosy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara