NIBSANA (Nibsàna). Tanàna tany an-tany efitr’i Jodia. (Js 15:20, 61, 62) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Misy anefa milaza azy io ho i Kirbet el-Makari, izay eny an-tampon-tendrombohitra, ary tokotokony ho 16 km any atsimoatsinanan’i Jerosalema.