FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lakandranon’i Neily”
  • Lakandranon’i Neily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lakandranon’i Neily
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Neily
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lakandrano
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Renirano
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sihora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lakandranon’i Neily”

LAKANDRANON’I NEILY

Lakandrano nitarihana rano avy teo amin’ny reniranon’i Neily, mba hanondrahana voly. (Ek 7:19; 8:5; Sl 78:44) Ny teny hebreo yeʼôr (izany hoe ilay reniranon’i Neily) amin’ny endriny milaza maro no nadika hoe lakandranon’i Neily (yeʼôrim). I Neily no tena nampandeha ny toe-karenan’i Ejipta, satria ny ranon’i Neily no notarihina hanondrahana voly tao amin’io tany zara raha nisy orana io. Tondraka isan-taona koa i Neily, ka nitondra antsanga sy dilatra nahalonaka be ny tany. Niankina tamin’i Neily sy ireo lakandranony àry no nahazoan’i Ejipta sakafo. Tena loza ho an’ilay firenena tokoa ny nanovana ny ranon’i Neily ho ra. Ho loza lehibe koa raha ritra ireo lakandranony!​—Is 19:6; jereo NEILY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara