OZEMA (Ozèma). 1. Zanakalahin’i Jeramela avy amin’ny fokon’i Joda, ary ny anarany no voatonona fahefatra.—1Ta 2:25. 2. Zanakalahin’i Jese avy amin’ny fokon’i Joda, ary ny anarany no voatonona fahenina. Zokin’i Davida izy.—1Ta 2:13, 15.