PASY-DAMIMA (Pàsy-damìma). Azo inoana fa anarana hafa niantsoana an’i Efesa-damima, toerana teo anelanelan’i Soko sy Azeka.—1Sa 17:1; 1Ta 11:13.