PEDAHELA
(Pedahèla) [Nanavotra Andriamanitra].
Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Naftaly, ary notendren’i Jehovah hanampy rehefa nozaraina tamin’ny fokon’ny Israely ny Tany Nampanantenaina. Zanakalahin’i Amihoda izy.—No 34:16, 17, 28.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.