PEDAZORA (Pedazòra) [Ilay Vatolampy no Nanavotra]. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Manase, sady rain’i Gamaliela mpiadidy teo amin’ny fokony, taorian’ny fanafahana avy tany Ejipta.—No 1:10, 16; 2:20; 7:54, 59; 10:23.