FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Pôrfira”
  • Pôrfira

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pôrfira
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Marbra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tokotany Vato
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Estera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gabata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Pôrfira”

PÔRFIRA

Karazana vato iray misy kristaly feldispata. Matetika izy io no mena antitra na volomparasy antitra ary indraindray maitso antitra. Vita tamin’ny pôrfira sy marbra ary hara ny rarivato tao amin’ny lapa tao Sosana, tany Persa, tamin’ny andron’i Ahasoerosy Mpanjaka.​—Es 1:6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara