FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tokotany Vato”
  • Tokotany Vato

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tokotany Vato
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Gabata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Antonia, Tilikambon’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lapan’ny Governora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pôrfira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tokotany Vato”

TOKOTANY VATO

Toerana vita rarivato tao Jerosalema nisy ny seza fitsarana nipetrahan’i Pontio Pilato governora romanina, tamin’izy nitsara an’i Jesosy Kristy. (Jn 19:13) “Gabata” ilay izy amin’ny teny hebreo. Tsy fantatra ny niavian’io teny io, fa mety hidika hoe “havoana”, “avo”, na “toerana malalaka” izy io. Litôstrôtôn (Tokotany Vato) kosa ilay izy amin’ny teny grika, ary angamba ilazana tokotany vita amin’ny vato samihafa loko.

Toa teo akaikin’ny “lapan’ny governora” ilay “Tokotany Vato” nitsaran’i Pilato an’i Jesosy. (Mr 15:16; Jn 19:1-13) Mety ho toerana malalaka teo anoloan’ny lapan’i Heroda Lehibe izy io. Misy koa manam-pahaizana milaza hoe toerana teo akaikin’ny Tilikambon’i Antonia (teo avaratrandrefan’ny tempoly) na tokotany afovoany tao izy io. Tsy tena fantatra anefa izay nisy azy io.​—Jereo ANTONIA, TILIKAMBON’I; LAPAN’NY GOVERNORA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara