FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Ramia”
  • Ramia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ramia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Parosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jizia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Malkia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Matania
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Ramia”

RAMIA

(Ramìa).

1. [Nikotroka i Jehovah; Tabataban’i Jehovah]. Anisan’ireo niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela. Soratana hoe Relaia koa indraindray ny hoe Ramia.​—Ne 7:7; Ezr 2:2.

2. [mety hidika hoe Avo (Misandratra) i Jah]. Israelita anisan’ireo “taranak’i Parosy” nandroaka ny vadiny hafa firenena niaraka tamin’ny zanany, noho ny fampirisihan’i Ezra.​—Ezr 10:10, 11, 25, 44.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara