FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Rekema”
  • Rekema

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Rekema
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Reba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sihona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Evy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Midianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Rekema”

REKEMA

(Rekèma) [mety hidika hoe Mpanenona].

1. Mpanjakan’ny Midianina, ary anisan’ny mpanjaka dimy novonoina, rehefa nofaizina ny Midianina noho izy ireo nitaona ny Israely haloto fitondran-tena. Nantsoina koa hoe “andrianan’i Sihona” izy dimy, angamba satria nofehezin’ny Amorita.​—No 31:8; Js 13:21.

2. Taranak’i Manase.​—1Ta 7:14, 16.

3. Taranak’i Joda avy tamin’i Hezrona zanakalahin’i Kaleba.​—1Ta 2:4, 5, 9, 42-44.

4. Tanàna tao amin’ny faritanin’i Benjamina, saingy tsy fantatra hoe taiza.​—Js 18:21, 27, 28.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara