FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Famerenana Amin’ny Laoniny”
  • Famerenana Amin’ny Laoniny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana Amin’ny Laoniny
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • “Fotoana Hamerenana ny Zava-drehetra Amin’ny Laoniny”
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Antomotra ‘ny Andro Famerenana Amin’ny Laoniny’!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • “Homeko Fo Iray Izy Ireo”
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Hery Hamerenana Amin’ny Laoniny: Ataon’i Jehovah “Vaovao ny Zava-drehetra”
    Manatòna An’i Jehovah
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Famerenana Amin’ny Laoniny”

FAMERENANA AMIN’NY LAONINY

Resahin’ny Asan’ny Apostoly 3:20, 21 hoe “fotoana hamerenana ny zava-drehetra amin’ny laoniny [endriny hafa amin’ny hoe apôkatastasis (gr.)], dia ilay fotoana nampilazain’Andriamanitra ny mpaminaniny masina”, ny fiverenan’i Kristy.

Nadikan’ny Fandikan-teny Protestanta hoe “fampodiana” eo ny hoe apôkatastasis, izay avy amin’ny hoe apô, midika hoe “miverina” na “indray”, sy hoe katistemi, midika ara-bakiteny hoe “mametraka.” Nadika hoe ‘mampody’ ilay matoanteny ao amin’ny Asan’ny Apostoly 1:6. Midika hoe “fampodiana ho toy ny tamin’ny voalohany” ilay teny. (Diksionera Teolojikan’ny Testamenta Vaovao nataon’i G. Kittel ary nadikan’i G. Bromiley, 1964, Boky I, p. 389) Io teny io no nilazan’i Josèphe, Jiosy mpahay tantara, ny nodian’ny Jiosy avy tany an-tsesitany, sy nilazan’ny taratasy papyrus ny fanamboarana trano simba sy famerenana tany na volan’olona.

Tsy resahin’ilay andininy hoe inona ireo “zava-drehetra” haverina amin’ny laoniny. Ilaina dinihina àry ny faminaniana mba hahafantarana azy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara