FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Regioma”
  • Regioma

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Regioma
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Syrakosa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Potioly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Italia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Syrakosa—Toerana Nandalovan’i Paoly
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Regioma”

REGIOMA

(Regiôma).

Tanàna eo amin’ny ilany atsimon’i Italia. Reggio na Reggio di Calabria ankehitriny no anarany. Nijanona tao Regioma ny sambo nandehanan’ny apostoly Paoly, tamin’izy voafonja ka hoentina hiseho teo anatrehan’i Kaisara tany Roma (t. 59).

Eo amin’ny Andilan-dranomasin’i Messine, eo anelanelan’i Italia sy Sisila no misy an’i Regioma. Eo avaratra kelin’i Regioma ny tendron-tanin’i Scylla (amin’ny ilany misy an’i Italia) sy ny ranomodin’i Charybde (amin’ny ilany misy an’i Sisila). Noheverin’ny tantsambo fahiny hoe mampidi-doza ireo toerana roa ireo. Tsy maintsy nandalo teo anefa ilay sambo nitondra an’i Paoly. Iray andro taorian’ny nahatongavan’izy ireo tao Regioma, dia nitsoka ny rivotra avy any atsimo ary nanosika an’ilay sambo ho tafita soa aman-tsara an’ilay andilan-dranomasina, ka nianavaratra avaratrandrefana hatrany Potioly.​—As 28:13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara