FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Syrakosa”
  • Syrakosa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Syrakosa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Syrakosa—Toerana Nandalovan’i Paoly
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Regioma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Tsy Hisy Hamoy ny Ainareo Ianareo”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Syrakosa”

SYRAKOSA

(Syrakòsa).

Tanàna teo amin’ny morontsiraka atsimoatsinanan’i Sisila. Siracusa no iantsoan’ny Italianina azy io ankehitriny, ary misy seranana tsara ao. Nilaza i Thucydide fa nisy Grika nipetraka tany Syrakosa, tamin’ny taonjato faha-8 T.K.

Nijanona telo andro tao Syrakosa ny apostoly Paoly, rehefa nadiva hifarana ny diany nankany Roma (t. 59). Tsy maintsy nijanona tao angamba izy ireo, satria nila niandry ny rivotra hitsoka mba hanosika an’ilay sambo nandehanany. (As 28:12) Niala tao Syrakosa ilay sambo ary “nihodidina” ka tonga tao Regioma, teo amin’ny tendrony atsimon’i Italia. Tsy fantatra ny tena dikan’ilay hoe “nihodidina.” Angamba nanaraka lalana miolika ilay sambo rehefa niala ny morontsiraka, mba ho ampy tsara ny rivotra hanosika azy. Na angamba “nanara-morona” na ‘nanara-tsisiny’ ilay sambo mba hankanesana tany Regioma.​—As 28:13, DIEM, Kat.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara