FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Serfa Kely”
  • Serfa Kely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Serfa Kely
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Serfa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gazela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Biby Mandinika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Biby
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Serfa Kely”

SERFA KELY

[Heb.: yahmor].

Karazana gazela kely. Maherin’ny 60 sm ny haavony hatreo amin’ny hatony, ary 1,2 m eo ho eo ny halavany. Ny lahiny ihany no misy tandroka, izay miala ho azy sy misolo isan-taona. Mivolontsôkôlà somary mena ny serfa kely (Capreolus capreolus) rehefa vanin-taona mafana, ka izany angamba no niantsoan’ny Hebreo azy hoe yahmor, izay heverina fa avy amin’ny fototeny midika hoe “mena.” Tsy dia tia miaraka maro ny serfa kely. Mety ho telo na efatra (lahy sy vavy ary zanany iray na roa) no tazana miara-miraoka ahitra. Tokana ny vadin’ny serfa kely mandritra ny androm-piainany.

Navelan’ny Lalàn’i Mosesy hohanina ny serfa kely satria biby mandinika sady mivaky kitro. (De 14:5, 6) Anisan’ny sakafo naroso isan’andro teo an-databatr’i Solomona Mpanjaka ny henany.​—1Mp 4:22, 23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara