FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Serfa”
  • Serfa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Serfa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Serfa Kely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • ‘Hitsambikina Tahaka ny Diera’ Aho
    Mifohaza!—2006
  • Tononkiran’i Solomona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Misy Fiainana Tsara Kokoa Ampanantenaina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Serfa”

SERFA

Ilazana serfalahy lehibe ny hoe ʼaiyal (heb.). Fahita tany Palestina taloha ny serfa mena (Cervus elaphus), serfa mavo (Dama mesopotamica), ary serfa kely (Capreolus capreolus).

Navelan’ny Lalàna hohanina ny serfa noho izy biby mandinika sy mivaky kitro, raha nararaka tamin’ny tany ny rany, toy ny an’ny biby hafa ihany. (De 12:15, 16, 22, 23; 14:4-6; 15:22, 23) Anisan’ny sakafo naroso teo an-databatr’i Solomona Mpanjaka ny henany.​—1Mp 4:22, 23.

An’ohatra ny serfa resahin’ny andininy hafa. Noharin’ilay Solemita tamin’ny zanaka serfa ilay mpiandry ondry tia azy, ary niresaka an-kolaka izy hoe haingam-pandeha ilay biby. (To 2:9, 17; 8:14) Hahavita hianika fiakarana mideza toy ny serfa ny malemy tongotra, rehefa sitrana tanteraka. (Is 35:6; ampit. He 12:12, 13.) Toy ny serfa tsy ampy sakafo ka tsy nanan-kery hihazakazahana ny andriana tao Ziona, rehefa nataon’ny Babylonianina fahirano ilay tanàna.​—Ft 1:6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara