SAMLA
(Samlà).
Mpanjakan’i Edoma. Ny anarany no voatonona fahadimy amin’ireo mpanjakan’i Edoma, talohan’ny nisian’ny mpanjaka teo amin’ny zanak’Israely. Avy any Masreka izy.—Ge 36:31-37; 1Ta 1:47, 48.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.