FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sarsekima”
  • Sarsekima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarsekima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Takelaka Manamarina ny Tantara ao Amin’ny Baiboly
    Mifohaza!—2009
  • Samgara-nebo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nergala-sarezera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Andriana, Mpitarika, Olona Ambony
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sarsekima”

SARSEKIMA

(Sarsekìma) [mety hidika hoe Lehiben’ireo Andevo].

Iray tamin’ireo andriana babylonianina niditra voalohany tao Jerosalema, raha vao voagorobaky ny miaramila ny mandany tamin’ny 607 T.K. (Je 39:2, 3) Tsy voalaza hoe inona no toerana notanany na ny andraikiny. Mety ho anaram-boninahitra anefa ilay hoe “Sarsekima”, ka ny hevitr’io teny io no mety hahafantarana hoe inona no asa nataony.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara