FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Saraima”
  • Saraima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Saraima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarohena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Silima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Azeka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Saraima”

SARAIMA

(Saràima) [Vavahady Roa Sosona].

1. Tanànan’i Joda tany Sefela. (Js 15:20, 33, 36) Niampatrampatra “nanomboka teo Saraima ka hatrany Gata sy Ekrona” ny fatin’ny Filistinina, rehefa nenjehin’ny Israelita izy ireo taorian’ny nandresen’i Davida an’i Goliata. (1Sa 17:52) Teo akaikin’ny “lemaka ivan’i Elaha (es-Sant [ʽEmek ha-ʼEla])” sy Azeka (Tell Zakariyeh [Tel ʽAzeka]) no nisy an’i Saraima. (Js 15:35; 1Sa 17:1, 2) Tsy fantatra anefa izay tena nisy azy.

2. Tanànan’i Simeona. (1Ta 4:24, 31) Toa izy io ihany no Silima (Js 15:32) sy Sarohena. (Js 19:6) Misy milaza azy io ho i Tell el-Farʽah (Tel Sharohen), tokony ho 35 km any andrefan’i Beri-sheba.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara