FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Selomiela”
  • Selomiela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Selomiela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Zorisaday
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpiadidy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Simeona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Pagiela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Selomiela”

SELOMIELA

(Selomièla) [Fiadanan’Andriamanitra].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Simeona, sady anisan’ireo nanampy tamin’ny fanisam-bahoaka, herintaona teo ho eo taorian’ny fanafahana avy tany Ejipta. Mpifehy ny tafiky ny fokon’i Simeona i Selomiela, ary nitondra ny fanatiny izy rehefa notokanana ny alitaran’ny tranolay masina.​—No 1:4, 6; 2:12; 7:36-41; 10:19.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara