ZORISADAY (Zorisadày) [Ny Vatolampiko dia Ilay Mahery Indrindra]. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Simeona, sady rain’i Selomiela mpiadidy teo amin’ny fokony, nandritra ny dia tany an-tany efitra.—No 1:6, 16; 2:12; 7:36, 41; 10:19.