FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Samera”
  • Samera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Samera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Rohaga
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Somera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Samaria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Omry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Samera”

SAMERA

(Samèra) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “miambina”].

1. Taranak’i Asera, angamba zafiafiny. Voalaza ny anaran’ny zanak’i Samera efa-dahy. (1Ta 7:30, 34) Somera no iantsoan’ny 1 Tantara 7:32 an’i Samera.

2. Levita Merarita, razamben’i Etana.​—1Ta 6:44-47.

3. Tompon’ny havoanan’i Samaria. Mety ho foko izy io fa tsy olon-tokana satria midika hoe “An’ny Fokon’i Samera” ny hoe “Samaria.” Novidin’i Omry mpanjakan’ny Israely talenta volafotsy roa (13 212 dolara) ilay tendrombohitra, ary nanomboka nanjaka tao izy (t. 945 T.K.).​—1Mp 16:23, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara