FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sesaka”
  • Sesaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sesaka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Shina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Leba-kamay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Babylona Lehibe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sesaka”

SESAKA

(Sesàka).

Teny an’ohatra ilazana an’i Babylona angamba. (Je 25:26; 51:41) Misy milaza fa midika hoe “Manana Vavahady Varahina” ny hoe Sesaka, ary mety tsara izany ilazana an’i Babylona. Misy koa anefa milaza fa i SiskoKI ao amin’ny takelaky ny mpanjaka babylonianina fahiny no “Sesaka.” Mety ho anarana faritra tany Babylona fahiny ilay hoe Sisko na Siska. Araka ny lovantsofina jiosy anefa, dia ilay anarana hebreo hoe Babela (na Babylona) ihany ilay hoe Sesaka, fa amin’ny fomba fanoratra athbash fotsiny. Mba tsy hahafantarana an’ilay anarana, dia ny litera farany (tao) amin’ny abidy hebreo no nasolo ny litera voalohany (ʼalefa), ny litera alohan’ny farany (shina) no nasolo ny litera faharoa (beta), ary toy izany hatrany. Nosoloana hoe shina (sh) àry ny beta (b) rehetra tao amin’ny hoe “Babela”, ary nosoloana kafa (k) ny lameda (l), ka nanome an’ilay teny hoe Sheshak. Mety hidika koa hoe fampietrena ilay hoe Sesaka, ary mendrika an’izany tokoa i Babylona.​—Ireo Bokin’ny Baiboly Navoakan’ny Fanontam-pirinty Soncino, nataon’i A. Cohen, Londres, 1949.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara