FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Leba-kamay”
  • Leba-kamay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Leba-kamay
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sesaka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kaldea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Shina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Alefa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Leba-kamay”

LEBA-KAMAY

[Fon’ireo Mitsangana Hanohitra Ahy].

Toa anarana hafa niantsoana an’i Kaldea, na Kasdim. Ao amin’ny Jeremia 51:1 ihany no ahitana azy io. Voalaza ao izay hataon’i Jehovah amin’i Babylona sy ny mponin’i Kaldea. Ny fomba fanoratra athbash no nahazoana an’ilay teny hoe Leba-kamay eo. Ny litera farany (tav) amin’ny abidy hebreo no nasolo ny litera voalohany (ʼalef), ny litera alohan’ny farany (shin) no nasolo ny litera faharoa (beht), ary toy izany hatrany. Ilay teny hebreo hoe Lev kamai (Leba-kamay) àry no nampiasaina ao amin’ny Jeremia 51:1, mba tsy hahafantarana an’ilay tena anarana hoe Kasdim. Tsy mampiasa hoe “Leba-kamay” ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo fa hoe “ny Kaldeanina”, ary ny Targoma manao hoe “ny tanin’ny Kaldeanina.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara