FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sifra”
  • Sifra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sifra
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Poha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpampivelona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Vehivavy Nampifaly ny Fon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Zipora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sifra”

SIFRA

(Sìfra) [Mahafinaritra; Mangirana; Mihaja].

Sepfora no ao amin’ny Eksodosy 1:15 sy 2:21 ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo. Ao amin’ny soratra nataon’ny Masoreta kosa, dia Sifra no ao amin’ny Eksodosy 1:15, ary Zipora no ao amin’ny Eksodosy 2:21. Safira io anarana io amin’ny teny aramianina.

Iray tamin’ireo Hebreo mpampivelona i Sifra. Nasain’i Farao namono ny zazalahikely hebreo rehetra izy sy Poha, raha vao teraka izy ireny. Natahotra an’Andriamanitra anefa i Sifra. Fantany koa fa masina ny aina ary nanaja izany izy. (Ge 9:6) Navelany ho velona àry ireo zazalahy, ka notahin’i Jehovah izy ary nomeny ankohonana.​—Ek 1:15-21; jereo MPAMPIVELONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara