FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kidiadiamborona”
  • Kidiadiamborona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kidiadiamborona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Poarô
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zana-tsipìka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bararata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mololo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kidiadiamborona”

KIDIADIAMBORONA

Zavamaniry anisan’ny fianakaviamben’ny varimbazaha. Marikivy izy io satria misy asidra oksalika ny raviny sy tahony be ranony. Mitsitokotoko ny ravin’ny Rumex acetosella, maniry avy amin’ny fotony, ary toy ny zana-tsipìka somary boribory lavalava (10 sm eo ho eo ny lavany). Mety hahatratra 60 sm na mahery ny tahon’ny voninkazony. Nafangaron’ny Israelita fahiny kidiadiamborona ny vilona ho an’ny ombiny sy ampondrany.​—Is 30:24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara