SOTAHY (Sotàhy). Anisan’ny mpanompon’i Solomona izy, ary nanan-taranaka niaraka tamin’i Zerobabela niverina tany Jerosalema, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:55; Ne 7:57.