FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mpitan-defona”
  • Mpitan-defona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mpitan-defona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpampiasa Pilotra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Miaramila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpandefa Zana-tsipìka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Manamboninahitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mpitan-defona”

MPITAN-DEFONA

Miaramila nandeha an-tongotra fahiny, ary nampian’ny mpandefa zana-tsipìka sy mpampiasa pilotra. Nitondra lefona matetika ny miaramila nitaingina kalesy sy soavaly. Nisy mpitan-defona ny miaramila romanina nifehy an’i Palestina, ka 200 no anisan’ireo nitondra an’i Paoly an-tsokosoko niala tao Jerosalema.​—As 23:23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara