FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Boloky Hazo”
  • Boloky Hazo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Boloky Hazo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Gadra Hazo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fonja
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hatoka, Vozona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpiambina Fonja Lasa Kristianina
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Boloky Hazo”

BOLOKY HAZO

Gadra hazo nangejana ny tongotr’izay voasazy fahiny. (2Ta 16:10; Je 20:2, 3) Nipetraka izy rehefa nasiana boloky hazo ary matetika naseho vahoaka mba hesoin’ny olona. Nasian’ny Romanina lavaka maromaro ny boloky, ka nasabaka be ny tongotr’izay voasazy tiana hijalijaly kokoa. Sad no ilazan’ny Hebreo ny boloky fangejana tongotra (Jb 13:27; 33:11), ary ksylôn (hazo) no ilazan’ny Grika azy satria vita amin’ny hazo ilay izy. Nasiana boloky hazo ny tongotr’i Paoly sy Silasy, tamin’izy ireo nigadra tany Filipy.​—As 16:24.

Nadika koa hoe “boloky hazo” ny teny hebreo hoe mahpeket, izay manana heviny hoe mihodina. Toa voatery nivilana na nivonkina àry ilay olona nogejaina. Mety ho nangejana ny tongotra aman-tanana ary ny vozona ilay izy, na nasiana zavatra hafa nangejana ny vozona sy tanana. Nasiana gadra hazo angamba ny boloky hazo mba hangejana ny tongotra sy ny vozona ary ny tanana. (Je 29:26) Tsy nisy fitaovana fanasaziana toy izany na fonja anefa teo ambanin’ny Lalàna nomen’Andriamanitra ny Israely.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara