FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Temanita”
  • Temanita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Temanita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Temana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Elifaza
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ataovy Mahafinaritra sy Mampahery ny Teny Lazainao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Aza Manahaka An’i Elifaza
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Temanita”

TEMANITA

(Temanìta) [An’i Temana].

Olona avy any Temana tany Edoma. Avy any amin’ny “tanin’ny Temanita”, ohatra, i Hosama mpanjaka edomita. Temanita koa i Elifaza, iray tamin’izy telo lahy naman’i Joba. (Ge 36:31-34; Jb 2:11; 4:1; 42:7) Mety ho avy any Temana tany Edoma tokoa i Elifaza, satria tany akaikin’i Edoma i Oza, tany nonenan’i Joba. Misy manam-pahaizana anefa milaza fa mety ho avy any Tema, fa tsy Temana, i Elifaza. Faritra lonaka any an-tany efitra eo amin’ny Saikinosin’i Arabia i Tema, 400 km eo ho eo atsimoatsinanan’i Eziona-gebera.​—Jb 6:19.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara